Madatopinfo

 Flash Info

Archive

ONG RAN’EAU SY IST-D: Niompana tamin’ny EAH ny fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny roa tonta

    ONG RAN’EAU SY IST-D: Niompana tamin’ny EAH ny fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny roa tonta

Tontosa ny marainan’ny alakamisy 4 Jona lasa teo teny Andoharano Tsimbazaza ny fanaovan-tsonia mikasika ny fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny ONG Ran’Eau sy ny Institut Supérieur de Technologie (IST) ao Antsiranana. Niompana

Lire l'article

SAKOROKA TOAMASINA : Milamindamin-dratsy ny toe-draharaha

    SAKOROKA TOAMASINA : Milamindamin-dratsy ny toe-draharaha

Mbola ny fanadihadiana sy ny famotoran’ny mpitandro filaminana no hamaritra ny marina mikasika ny sakoroka tao Toamasina, ny alarobia teo. Raha ny fampintambaovaon’ny mpiandraikitra ny seraseran’ny polisim-pirenena eo amin’ny Foibeny

Lire l'article

KAOMININA AMBOHIMANGAKELY: Manomboka hita taratra ny fampandrosoana

    KAOMININA AMBOHIMANGAKELY: Manomboka hita taratra ny fampandrosoana

Fokontany 18 no mandrafitra ny Kaominina ambanivohitra Ambohimangakely. Vao nanomboka nandray ny toerany amin’ny maha Ben’ny Tanàna azy Andriamatoa Radafy Thierry na i Bota dia avy hatrany dia nanatanteraka ireo

Lire l'article
juin 2020
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930