Madatopinfo

 Flash Info

Archive

CORONAVIRUS AMBATONDRAZAKA : 36 notiliana, iray no voa izay niteraka fahatairana ho an’ny mponina

    CORONAVIRUS AMBATONDRAZAKA  : 36 notiliana, iray no voa izay niteraka fahatairana ho an’ny mponina

Olona iray nahitana soritraretina no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus aty Ambatondrazaka, ny talata 26 Mey teo. Efa mandray ny fitsaboana sahaza azy any Toamasina izy io amin’izao fotoana

Lire l'article
mai 2020
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
25262728293031