Madatopinfo

 Flash Info

Archive

FAMOKARAM-BARY ALAOTRA : Mila fanarena ireo fotodrafitrasan’ny sopitr’i Madagasikara

    FAMOKARAM-BARY ALAOTRA  : Mila fanarena ireo  fotodrafitrasan’ny sopitr’i Madagasikara

Potika vokatry ny fandalovan’ny rano be ny volana febroary lasa teo ny ankamaroan’ireo fotodrafitrasan’ny fambolenana, faritra Alaotra Mangoro. Betsaka ireo tantsaha mpamboly ao amin’ny lemaka PC 23 izay ahitana velaran-tany

Lire l'article

FETIM-PIRENENA 2020: Voafetra ho 80 ny olona hasaina hanatrika ny matso

    FETIM-PIRENENA 2020: Voafetra ho 80 ny olona hasaina hanatrika ny matso

Hiavaka ny fankalazan’ny Malagasy ny fetim-pirenena amin’ity taona ity noho ny fisian’ny valanaretina covid-19 eto amintsika. Raha eny amin’ny kianjaben’ny Mahamasina hatrany mantsy no mahazatra hankalazana izany lanonana izany isan-taona,

Lire l'article
mai 2020
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
25262728293031