Madatopinfo

 Flash Info

Archive

CORONAVIRUS AMBATONDRAZAKA : 36 notiliana, iray no voa izay niteraka fahatairana ho an’ny mponina

    CORONAVIRUS AMBATONDRAZAKA  : 36 notiliana, iray no voa izay niteraka fahatairana ho an’ny mponina

Olona iray nahitana soritraretina no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus aty Ambatondrazaka, ny talata 26 Mey teo. Efa mandray ny fitsaboana sahaza azy any Toamasina izy io amin’izao fotoana

Lire l'article

ADY AMIN’NY COVID-19: Hentitra ny fanaraha-maso sy ny fandaminana eny amin’ny tsenan’Anosibe

    ADY AMIN’NY COVID-19: Hentitra ny fanaraha-maso sy ny fandaminana eny amin’ny tsenan’Anosibe

Toerana malaza, ifamezivezen’ny olona maro ny tsenan’Anosibe. Vao nanomboka ny vanim-potoana fahamehana ara-pahasalamana teto amintsika dia efa nandray ny andraikiny avy hatrany ny tompon’andraikitra isan-tsokajiny teo anivon’ny tsenan’Anosibe izay tarihan’ny

Lire l'article

FAMOKARAM-BARY ALAOTRA : Mila fanarena ireo fotodrafitrasan’ny sopitr’i Madagasikara

    FAMOKARAM-BARY ALAOTRA  : Mila fanarena ireo  fotodrafitrasan’ny sopitr’i Madagasikara

Potika vokatry ny fandalovan’ny rano be ny volana febroary lasa teo ny ankamaroan’ireo fotodrafitrasan’ny fambolenana, faritra Alaotra Mangoro. Betsaka ireo tantsaha mpamboly ao amin’ny lemaka PC 23 izay ahitana velaran-tany

Lire l'article

FETIM-PIRENENA 2020: Voafetra ho 80 ny olona hasaina hanatrika ny matso

    FETIM-PIRENENA 2020: Voafetra ho 80 ny olona hasaina hanatrika ny matso

Hiavaka ny fankalazan’ny Malagasy ny fetim-pirenena amin’ity taona ity noho ny fisian’ny valanaretina covid-19 eto amintsika. Raha eny amin’ny kianjaben’ny Mahamasina hatrany mantsy no mahazatra hankalazana izany lanonana izany isan-taona,

Lire l'article

TOBIN-TSOLIKA GALANA ETO ANTANANARIVO: Mizara « gel hydroalcoolique » ho an’ny mpanjifa hatramin’ny 31 Mai

    TOBIN-TSOLIKA GALANA ETO ANTANANARIVO: Mizara « gel hydroalcoolique » ho an’ny mpanjifa hatramin’ny 31 Mai

“Galana, miaro ny fahasalaman’ny mpandeha taxi-be”. Amin’izao vanim-potoanan’ny fahamehana ara-pahasalamana sy ny fepetra fihibohana amin’ny ampahany mihatra eto Antananarivo izao,

Lire l'article

TOURISME A MADAGASCAR: 1 500 000 travailleurs ont perdu leur emploi dans les 3 mois suivant leur détention

    TOURISME A MADAGASCAR: 1 500 000 travailleurs ont perdu leur emploi dans les 3 mois suivant leur détention

Mercredi dernier, un groupe de touristes de la CTM ou Confédération du Tourisme de Madagascar a tenu une déclaration à

Lire l'article

FIATREHANA NY COVID-19: Nanolo-tanana ny Kaominina Antananarivo renivohitra ny orinasa Vitogaz

    FIATREHANA NY COVID-19: Nanolo-tanana ny Kaominina Antananarivo renivohitra ny orinasa Vitogaz

Notanterahana ny marainan’ny talata 19 Mai teny amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Kaominina Antananarivo renivohitra sy ny

Lire l'article

IVON-TOERANA ENY ANOSIZATO: Olona tsy manan-kialofana miisa 260 no horaisina an-tanana

    IVON-TOERANA ENY ANOSIZATO: Olona tsy manan-kialofana miisa 260 no horaisina an-tanana

Notanterahana ny marainan’ny alarobia 13 Mai teny amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Kaominina Antananarivo renivohitra sy

Lire l'article

VOLY AVOTRA AMBANDRIKA AMBATONDRAZAKA : Lo am-pitoerana ny « poivron » noho ny coronavirus

    VOLY AVOTRA AMBANDRIKA AMBATONDRAZAKA : Lo am-pitoerana ny « poivron » noho ny coronavirus

Vitsy ny  mpandraharaha ara-toekarena mpanangom-bokatra avy any Antananarivo  no tonga any Alaotra ka simba ny entana, tahaka ny « poivron ». Fatiantoka

Lire l'article

OPÉRATION SMILE ETO MADAGASIKARA : Nitondra ny anjara birikiny hiadiana amin’ny covid-19

    OPÉRATION SMILE ETO MADAGASIKARA : Nitondra ny anjara birikiny hiadiana amin’ny covid-19

Manoloana ny fahamehana ara-pahasalamana sy ho fanajana ireo fepetra rehetra mandritra izao ady amin’ny valan’aretina covid-19 eto amintsika izao, dia

Lire l'article
mai 2020
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
25262728293031